|
|
|
|

Teny iditra1  abado
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 sakivy. [1.10#A.21]
4 soherin-jorery (anaty tany), tsikovopotsy: Laitsa ny kilonga mangady abado fa tsa mba miasa koa (Variana mihady tsikovopotsy ny ankizy fa tsy mba miasa intsony). [Betsileo] [1.78]
Voambolana  5  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Fivaditsoratra  6 abado, 7 aboda, 8 adabo, Adabo, 9 badao, 10 boada

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10