|
|
|
|

Teny iditra1  ababe
Singan-teny  2 aba, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 rain'ny ray na reny niteraka, dadabe. [Taisaka] [1.78]
6 raibe. [Taifasy, Taisaka, Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  7 [be, great] An ancestor, grandfather. (Prov.). [1.2]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12