|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  vazimba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fasana efa ela tsy fanta-tompo. [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (2/3)4  vazimba
Sokajin-teny  5  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  6 Olona na zavatra kely loha sady fisaka: Fantsika loham-bazimba. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)9  Vazimba
Sokajin-teny  10  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  11 Olona fohy sady kely, nonina tamin' ny tanin' ny Merina fahizay ary nivavahan' ny olona sasany sy nohajainy ny fasany taty aoriana. [1.1]
Voambolana  12  Tantara: firenena
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  15  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  16 vazimba, Vazimba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10