|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Tanosy |
| Sokajin-teny | 2 anaram-poko |
| Fanazavàna teny malagasy |
[antanosy]
[1.1] 3Foko lehibebe amin' ny tendron' ny Nosy atsimo atsinanana indrindra; voalaza ho taranaky ny Arabo koa ny Antanosy, toy ny Antaimoro, fa niely tamin' ireo nosy madinika manodidina; ny tany onenany betsaka indrindra ankehitriny dia eo anelanelan' i Masihanaka sy Mandrare; renivohiny: Tolañaro. [Antanosy] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4an islander; the name of a tribe on the south-east coast..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5population de l'extrême sud-est de Madagascar (villes principales: Taolañaro, Manambaro, Fanjahira).
[1.5] [antanosy] [1.5] 6population du sud-est de Madagascar, qui habite entre les rivières Masihanaka et Mandrare (ville principale: Tolañaro). [Antanosy] |
| Voambolana | 7 Tantara: firenena |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
9 Tenim-pirenenana |
| Fivaditsoratra | 10 antsoy, 11 asinto, 12 Tanosy, 13 tosina, 14 tsoina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|