|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Sahabe
Singan-teny  2 saha, 3 be
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fangi-bolantany  -16.9833333+49.85|-17.8+49.0833333|-19.8833333+48.75|-21.6666667+48.1833333|-21.9166667+47.2|-23.25+45.9666667|-23.5+46.3333333
Voambolana  5  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (2/2)6  Sahabe
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  8 rivière de la région sud de la sous-préfecture d'Ambatondrazaka ... Elle reçoit sur sa rive droite, l'Ilakana et la Sasomanangana; sur la rive gauche, la Bemarenina grossie de la Sahamena. [1.11]
Ohatra  9  Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano sahabe. [2.472]
10  Roso, kely halalina maharitra, / Raha itsakana tsy tafakatra hafe, / Loharano ety maso, kely faritra, / No manome ny renirano Sahabe. [2.576]
Voambolana  11  Haitoetany: renirano, farihy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08