| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 sanana | 
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 [sañaña]
 adaladala, bado [Tambahoaka]
 [1.78] 4 [sañaña] tsy kinga, tsy mahay, mitavozavoza [Bara] [1.78] 5 [sañana] adaladala [Tanosy] [1.78] 6 Ketrina, mitandrantandrana, fondrana [1.1]  | 
| Sampanteny | 
  | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 | 
 |