|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  riambe
Singan-teny  2 riana, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 rano mianjera avy amin'ny toerana avo. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 chute. [1.13]
Voambolana  7  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (2/2)8  Riambe
Singan-teny  9 riana, 10 be
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fangi-bolantany  -24.9166667+44.8833333
Voambolana  12  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  13 ambery, 14 Meriba, 15 mibera, 16 rembay, 17 riambe, Riambe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09