|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  razambe
Singan-teny  2 razana, 3 be
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 ray aman-dreny efa maty. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 aïeux. [1.54]
7 aïeul, ancêtre. [1.13]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)10  Razam-be
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Voambolana  12  Tantara: olona 13  Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  14  Ifaralahy diso fangataka
15  Ifaramalemy sy Ikotobekibo

Fivaditsoratra  16 Razam-be, razambe

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09