|
|
|
|

Teny iditra1  Rasoamanarivo
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  3  He fa nentanin' ny hafanam-pony hiaro ny Eglizy vao nitsimoka rasoamanarivo teto an-tanindrazany, ka tsy nitsitsy aina amam-pananana ary tsy niraharaha izay baràka ho afaka na izay fahafatesan-kihàtra! [2.296#]
Voambolana  4  Tantara: olona
Kamban-teny rehetra  5 Rasoamanarivo Victoire
Teny nalaina  6  Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09