| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra (1/2) | 1 ranomafana | 
| Singan-teny | 2rano, 3mafana | 
| Sokajin-teny | 4 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 Rano mafana toy ny vao avy nampangotrahina mivoaka avy any anaty tany iloman' ny olona mararin' ny rohana sy ny aretinkozatra ary ny malemy [1.1] | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
6 (rano mafana) Warm water; hot springs fig. anger; a present. [1.2]  | 
| Fanazavàna teny frantsay | 
7 (littéralement : « eau chaude »). Nom des eaux thermales. Plusieurs localités portent ce nom. En argot populaire : les alcools les plus forts. [1.196] | 
| Ohatra | 
8 Afa-nainy asiany ranomafana any ambany ary tafoany fitaratra, tsy hahafaty azy amin'ny hatsiaka.
[2.366] 
 | 
| Voambolana | 9 Haizavamaniry | 
| Teny iditra (2/2) | 10 Ranomafana | 
| Singan-teny | 11rano, 12mafana | 
| Sokajin-teny | 13 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] | 
| Ohatra | 
14 Tany Ambolo dia ny Zafivoliandro sy ny Zafitaomana no nanjaka tao Enaniliha, ranomafana sns.
[2.508] 
 | 
| Voambolana | 15 Haitoetany: tanàna | 
| Fivaditsoratra | 16 fanamorana, 17 Ranomafana, ranomafana | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/01 | 
 |