| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 ranombavaka | 
| Singan-teny | 2rano, 3vavaka | 
| Sokajin-teny | 4 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 (taloha) Rano fanafanana natao tao am-bava dia namafazana ny olona marary na ny olona handeha lavitra (ankehitriny) Vavaka ombam-paniriana miloaka ny fo [1.1]  | 
| Fanazavàna teny anglisy | 
6 [ranom-bavaka]
 A blessing given to those who are going on a journey. [1.2] | 
| Voambolana | 7 Fivavahana | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |