|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Ramangamalefaka |
| Sokajin-teny | 2 anaran-tsamirery (solon' anarana) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3anarana indrana nentin' i Ramandiamanana Alfred.
[2.313] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4journaliste et écrivain aux différents pseudonymes, par exemple celui de DMN. En 1906, il collabore au premier journal qui appartienne à des Malgaches, Ny Basivava, avec Ramaholimiaso, Dondavita, Ny Avana. Il écrit de nombreux poèmes et des nouvelles qui sont éditées dans différent journaux. Arrêté en 1915 lors de l'affaire des VVS, il est exilé cinq ans à Mayotte..
[1.59] |
| Voambolana | 5 Tantara: olona 6 Haisoratra: mpanoratra |
| Asa navoany |
7 1923/01/26 Solony sy sariny 8 1923/02/23 Heloka roa ambin' ny folo na ''tsy mipepo'' 9 1926/07/05 Tsy manaiky aho |
| Tsanganana sy sary iray takila |
10 Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|