|
|
|
|

Teny iditra1  Ramahavaly
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 jereo Mahavaly. [2.48]
Fanazavàna teny frantsay  4 voir Mahavaly. [1.196]
Ohatra  5  Dia ramahavaly no isantarana ny ady atao [2.48]
6  Ny nalaza voalohany dia Rainimahay mitahiry ny sampy natao hoe ramahavaly. [2.113#]
7  Ary ny ampitso 9 septambra dia nodorana ramahavaly, Manjakatsiroa, Rafantàka ary Rabehaza. [2.508#]
Voambolana  8  Finoana
Kamban-teny rehetra  9 bibindramahavaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09