|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Rabemananjara
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Kamban-teny rehetra  3  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)4  Rabemananjara
Sokajin-teny  5  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  6  Ary nantsoin' Andrianampoinimerina amy ny ambaniandro indray, ny nataony rabemananjara teo Ambohimasina. Nony nirotsaka i Mambafohivava sy ny zandry ny mitondra any Marovatana hiady, nony niady : namitsahany rabemananjara i Mambafohivava sy ny zandriny an-takonana; ka nony tofirina ka voa iley zandry ny Mamba, ka taritiny Mamba hiakatra ny fatiny : dia hitany rabemananjara, dia nenjehi' ny, dia azony ny faty : dia no tarihi' ny hidina indray, ary dia nenti' ny nanketsy Ambohidava ny faty. Ary nony ampitso ka resy Marovatana, dia nantsoiny rabemananjara indray i Mamba hoe: "Alao ny henanareo." Dia loso sy ariary ny maty. Dia 200 lahy nenti' ny Mamba haka ny maty. Nony tonga amy ny nametraha' ny azy, dia hoy rabemananjara: "Indro ny henanareo." Vao izay no azo ny Mamba ny fatinjandry ny. Ary rabemananjara natao n' Andrianampoinimerina mpitaiza andriana, fa mpihevitra ny fanjakana ; k' izy nahavita any Merina, sy Raberesaka zanany, sy Andriamambavola, sy Rabasivalo, sy Ramamabo; atsy Malaza no milevina izy. [2.48]
7  rabemananjara niteraka andRaberesaka, ary Raberesaka niteraka andRamahay [2.48]
Voambolana  8  Tantara: olona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09