|
|
|
|

Teny iditra1  Poupartia    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Poupartia caffra  4 sakoa, 5 sakoana, 6 voankatsoa
Poupartia chapelieri  7 tsandramiramiberavina, 8 voamata, 9 voamatata
Poupartia gummifera  10 matambelo, 11 tsandramiramy
Poupartia minor  12 sakoa, 13 voankatsoa
Poupartia silvatica  14 sakoabanditse, 15 sakoanala

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/06