|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 onibe |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 renirano tsy ritra mandavan-taona.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 fleuve.
[1.13] |
| Voambolana | 5 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (2/2) | 6 Onibe |
| Sokajin-teny | 7 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 fleuve de la province de Tamatave ... Ses affluents de gauche sont l'Angarongana et la Saranindo; celui de droite la Sahamalaza.
[1.11] |
| Voambolana | 9 Haitoetany: renirano, farihy |
| Fivaditsoratra | 10 Benoì, 11 Boeny, boeny, 12 Onibe, onibe |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|