|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  mikea
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] mihiaka, mihoraka: Mikea vona añambozoñy ny aombelahy i (Mihiaka mbola mifampitolona amin'ny ombilahy izy [1.78]

Teny iditra (2/4) 4  mikea
Sokajin-teny  5  anaram-poko
Ohatra  6  Nony tany an' ala izy, nahita mikea izay. [2.606#]
7  Nisy anaram-poko mikea izay mitovy amin' ny anaram-poko malagasy hafa. [2.508#]
Voambolana  8  Tantara: firenena
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/4) 10  Mikea
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  12 Mikea, Mika: boky iray ao amin' ny Baiboly [2.996]
Fanazavàna teny anglisy  13 Micah: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  14 Michée: un des livres de la Bible [2.996]
Voambolana  15  Soratra Masina
Tovy hevitra  16 mika

Teny iditra (4/4) 17  Mikea
Sokajin-teny  18  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  19 Micaiah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  20 Michée [2.996]
Ohatra  21  Ilay iraka lasa niantso an'i mikea dia niteny taminy nanao hoe: [2.996]
Voambolana  22  Soratra Masina
Tovy hevitra  23 mikaia
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  24 Toko sy andininy momba Mikea
Lahatsoratra  25 Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Mikea

Fivaditsoratra  26 maike, 27 mekia, 28 miake, Mikea, mikea

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/23