|
|
|
|

Teny iditra1 Micronychia    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Micronychia acuminata  4fantsidakana, 5tsiaramiramy, 6voretra
Micronychia danguyana  7karakatafo
Micronychia macrophylla  8betamba, 9sefana
Micronychia madagascariensis  10hazomafana
Micronychia perrieri  11harata, 12mabiboberavina, 13manavidrado, 14manavidredo, 15manavidrevo, 16sitake, 17tsiokaomby, 18voamay
Micronychia perrieri   19tarata
Micronychia sp.  20botiboty
Micronychia taratana  21maharovolona
Micronychia taratana   22tarata
Micronychia tsiramiramy  23ditimena, 24ditimenalahy, 25hoditrovy, 26tsiramiramimadindravina, 27tsiramiramy
Micronychia tsiramiramy   28tarata
Micronychia tsiramiramy var. oblongifolia  29hoditrovy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/03