|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mavorano |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 (littéralement : « eau jaune » ; allusion aux hydromels de qualité inférieure. Mais c'est sûrement une déformation de mavoravina). Acridocarpus excelsus A.Juss. (Malpighiaceae)..
[Tankarana]
[1.196] |
| Voambolana | 4 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (2/2) | 5 Mavorano |
| Singan-teny | 6 mavo, 7 rano |
| Sokajin-teny | 8 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fangi-bolantany | -21.7833333+47.9333333|-23.9833333+47.2 |
| Voambolana | 9 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 10 mavorano, Mavorano, 11 rano mavo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|