|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  matsatso
Fototeny  2 tsatso
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy misy tsirony, tsy misy hamaminy, matsaboka: Matsatso izany ro izany fa asio sira kely.
5 Tsotra loatra, tsy misa misy haingonkaingony mahafinritra; masirasira: Lahateny matsatso. [1.1]
Ohatra  6  Mahery fofona sady matsatso! [2.471]
Kamban-teny rehetra  7 ro matsatso

Teny iditra (2/2)8  Matsatso
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  10  Ary milalao i Soratra sy matsatso. [2.48]
Voambolana  11  Finoana
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny sampy taloha

Fivaditsoratra  13 Matsatso, matsatso

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09