|
|
|
|

Teny iditra1  Masombika
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  3 Anaram-poko anankiray avy tany Mozambika fahiny tafiditra ary tafaharo amin' ny Malagasy eto Madagasikara; Makoa. [1.1]
Ohatra  4  Hatramin' izay dia tena olom-potsy avokoa ny masombika. [2.649#]
5  Ny hoe " mikora" dia teny masombika, ka mihinana no dikany. [1.437#]
Voambolana  6  Tantara: firenena
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 5 amin' io teny io
Teny nalaina  8  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  9 mambosika, 10 Masombika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09