|
|
|
|

Teny iditra1  Maroratsy
Singan-teny  2 maro, 3 ratsy
Sokajin-teny  4  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  5 mponina ao Vohiboazo sy ny manodidina azy. [Betsimisaraka] [1.78]
Ohatra  6  Ireto ny sasany taminy Manamorona an' Iaroka, ny Tsimanolo sy ny maroratsy, ao Vatomandry. [2.508#]
Voambolana  7  Tantara: firenena

Fivaditsoratra  8 Maroratsy, 9 misoratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12