|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manifatra |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 manaikitra.
[Tanosy]
[1.78] 4 manaikitra. [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 mordre.
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 9 mañifatra |
| Fototeny | 10 hifatra |
| Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 mangotsoka.
[Tambahoaka]
[1.78] 13 manotika (kibo). [Sihanaka] [1.78] [manifatra] 14 manotika. [Tanosy] [1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 15 Manifatra |
| Sokajin-teny | 16 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Voambolana | 17 Tantara: olona |
| Kamban-teny rehetra | 18 Manifatra Venance |
| Fivaditsoratra | 19 famitrana, 20 manafitra, 21 Manifatra, manifatra, mañifatra, 22 mifanatra, 23 mitrafana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|