|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manery
Fototeny  2 tery
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamotsitra, manapotsitra: Manery voaloboka.
5 Mangeja, mangehy: Manery ahy itý kiraro ity izany.
6 Mamoritra: Manery ny fahavalo; manery ny tsy fahampiana.
7 Mamozona, manao an-terisetra, an-terivozona: Tsy nisy nanery anareo hivady akory fa sitraponareo ihany ny hivady. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to press, to compell. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 presser; forcer. [1.8]
Ohatra  10  manery anefa ny fahoriana, ka nandeha ihany izy teto na tsy narisika aza. [2.472]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)15  Manery
Sokajin-teny  16  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  17 tout petit fleuve du canton de Mantalaky (Fort-Dauphin). [1.11]
Voambolana  18  Haitoetany: renirano, farihy

Fivaditsoratra  19 manery, Manery, 20 mareñy, 21 marine, 22 Merina, 23 mirena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09