|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mamba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 voay ngeza. [Tandroy] [1.78]
4 Biby mandady lehibe misy tongony efatra fohy, mivelona any anaty ranomamy ary atahorana izaitsizy noho ny tanjany sy ny hasiahany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a crocodile (a Bantu word). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 crocodile (mot bantou). [1.8]
Ohatra  7  Ilay mamba nihinana an' i Ndriana-Toto ve? [2.5]
8  mikaretsaka ny mamba tsy mahita [2.131]
Voambolana  9  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  10 bemiohara, fanantily, mavotay, ngetry, trimo, vily, voae, voay
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 20 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  13  Soratra misy io teny io
Sary 

Teny iditra (2/3)14  mamba
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 Olona goavambe.
17 Olona be tenda, be kibo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18 Se disait des colosses et des goinfres. [2.415]

Teny iditra (3/3)19  Mamba
Sokajin-teny  20  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  21 Affluent de l'Ikopa qui arrose la banlieue nord d'Antananarivo. [3.1]
Voambolana  22  Haitoetany: renirano, farihy
Tsipelina hafa  23 imamba, imamba
Teny nalaina  24  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  25 Mamba, mamba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09