|
|
|
|

Teny iditra1  manadary
Fototeny  2 adary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [mañadary] 4 mitezitra, mihetsika, misafoaka. [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5 To be in an uproar, to be turbulent, to be restless.. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  9 manadary, 10 mandaira, 11 ramadany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12