Entrée | lia | |||
Partie du discours | adjectif | |||
Explications en malgache | Dia; haolo tsy zatra olona, tsy tamana, mikarenjy, tsy voafehin-dalàna, maditra, saro-tahoatra, kaody. Ohatra: amboadia na amboalia, pisodia na pisolia na sakadia na sakalia (kary), ombidia na ombilia (ombimanga) [1.10] | |||
[Bara] Dia [1.78] | ||||
[Tanosy] Dia, dy [1.78] | ||||
Mots composés |
| |||
Entrée | lia | |||
Partie du discours | Non spécifié | |||
Explications en malgache | Iavian' ny hoe malia : mora vaky na tapaka, makiana, malemy.
Na lio, fototenin' ny teny hoe milia sy lialia [1.10] | |||
Niavian' ny hoe malia [1.1] | ||||
Dérivés |
| |||
Mots composés |
| |||
Entrée | lia | |||
Partie du discours | nom | |||
Explications en malgache | Na dia; fandehanana. Ampiasaina matetika amin'ny fombampiteny hoe mahalia lalana [1.10] | |||
Dérivés |
| |||
Entrée | Lià | |||
Partie du discours | nom propre (biblique) | |||
Explications en anglais | Lià [2.996] | |||
Leah [2.996] | ||||
Explications en français | Léa [2.996] | |||
Vocabulaire | Ecritures Saintes | |||
Synonymes | Lea | |||
Citations bibliques | Chapitres et versets citant Lià | |||
Anagrammes | aly, ila, lay, lia |
Mis à jour le 2023/05/15 |