|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  karija
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Marika atao amin' ny sofin' ny omby hahafantarana ny tompony na ny fianakaviana niaviany. [Sakalava] [1.1]
Mpanahaka  4  fahetse

Teny iditra (2/3)5  karija
Sokajin-teny  6  anarana
Mpanahaka  7  sikidy
Lahatsoratra  8 

Teny iditra (3/3)9  Karija
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  11  Tamin' ny 1898 dia nisy Filoha telo lahy, nanangan-tafika nanohitra, dia i Ndrianjalahy avy tany Sambirano, karija avy tany Mangindrano ary Manambarandry, goverinora Tsimihety ary Filoha anankiray avy tany Maromandia [2.508#]
Voambolana  12  Tantara: olona

Fivaditsoratra  13 jarika, 14 karajy, 15 karija, Karija

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10