|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kalalao
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Bibikely somary menamena fisapisa-batana misy elatra, fahita indrindra amin' ny efitrano fahandroan-kanina. (Anaran-kafa iantsoana azy: kalabe, kadradraka). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a cockroach. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 cancrelas, blatte, cafard. [1.8]
Ohatra  6  ka raha tsy efa velona ny kalalao, dia tsy pihina ny jiro elektrika. [1.395#]
Voambolana  7  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  8 kadradraka, kalabe
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io
Lahatsoratra  10 Randzavola: kalalao ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)11  Kalalao
Singan-teny  12 kalalao
Sokajin-teny  13  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fangi-bolantany  -21.1833333+47.1
Voambolana  14  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  15 alkaola, 16 kalalao, Kalalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10