|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  Imerimandroso
Singan-teny  2 Merina, 3 mandroso
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  5  Haitoetany: tanàna

Teny iditra (2/2)6  Imerimandroso
Singan-teny  7 Merina, 8 roso
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [merimanDROso] [2.249]
10 Merimandroso (l'Imerina qui progresse) fut fondée par Andrianampoinimerina
11 pour consolider ses positions vers l'ouest d'Ambohimanga... [Merinandroso]
Ohatra  12  Taratasy nosoniavin' ny lehiben' ny kantao io, manendry azy hanao telopolo andro any akaikin' imerimandroso: [2.472]
Voambolana  13  Haitoetany: tanàna
Mpanahaka  14  nytendrombohitraroambinifolo
Teny nalaina  15  Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17