|
|
|
|

Teny iditra1  Ikalakely
Singan-teny  2 Ikala, 3 kely
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  5 a familiar name for small girls. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 nom commun des petites filles. [1.8]
Ohatra  7  ikalakely izato e, dia tsy misy valaka aminao! [2.470]
8  Iny ary hanalana hasosorana, hoy Fatakamana, sady nomeny lasiroa ikalakely. [2.499#]
Voambolana  9  Fanampin' anarana (vavy)
Mpanahaka  10  ikoto, 11  ikoto

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02