|
|
|
|

Teny iditra1  Ibavy
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny entin' ny lehilahy manondro ny anabaviny amin' ny fomba somary miangentsana: Inona no nentin' Ibavy ho anareo, rankizy?. [1.1]
Voambolana  4  Teny fanajana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12