|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  Iarivo
Singan-teny  2 arivo
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Antananarivo. [1.1]
Ohatra  5  Nanohy ny fianarako teto iarivo àry aho, rahefa nahatapitra ny kilasy rehetra tany ambany ravinkazo. [2.471]
6  Aza rotodrototra foana, fa mbola lavitra iarivo. [2.499]
Fangi-bolantany  Antananarivo
Voambolana  7  Haitoetany: tanàna
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)10  Iarivo
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  12  Haitoetany: tanàna
Mpanahaka  13  nytendrombohitraroambinifolo

Teny iditra (3/3)14  Iarivo
Singan-teny  15 arivo
Sokajin-teny  16  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  17  Haisoratra: boky
Mpanoratra  18 Razakandraina Jean Verdi Salomon

Fivaditsoratra  19 Iarivo, 20 iarovy, 21 oviary, 22 voairy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09