|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 hotsaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tany be fotaka, honahona, na toerana petsapetsa lava: Mampidi-doza ny mandeha amin' ny hotsaka.
4Lena tanteraka, vonto: Hotsaky ny orana ny akanjony. 5Rakotra: Hotsaky ny hatina ny tenany manontolo. [1.1] [hôtsaka] 6honahona. [Bezanozano] [1.78] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 hatsoka, 19 hotsaka, 20 katsaho |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|