| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 herin-tsandry | 
| Singan-teny | 2hery, 3sandry | 
| Sokajin-teny | 4 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
5 [herintsandry]
 asa, zavatra nataon'ny tena, tsy niarahana tamin' olona [Betsimisaraka]
 [1.78] 6 tanjaky ny sandry; tanjaka; izay azo tamin' ny asa [1.1]  | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 | 
 |