Entrée | 1 henamaso |
Mots élémentaires | 2 henatra, 3 maso |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 Fahatahorana izay holazain' ny olona momba ny tena: Tokony tsy ho resin-kenamaso fa izay efa voalanjalanjan' ny tena ka hita fa tsara no hatao Haja, fanajana: Ny henamasoko andrainao no tsy nivoahako ny trano teo no ho eo. [1.1] |
Explications en anglais |
6 [hena-maso]
respect of persons, awe, respect. [1.2] 7 [hena-maso] respect of persons; eye-service, the doing of something because one is being watched; fearful of what others will think or say [1.7] |
Explications en français |
8 crainte des autres; honte; craindre ce que penseront ou diront les gens [1.8] |
Exemples |
9 Na noana aza ny tena, noho ny henamaso, natao tsy hitan' olona ny fakana izany.
[2.472#]
|
Tous les mots composés | 10 2 combinaisons de ce mot |
Vocabulaire | 11 Emotions |
Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
Anagrammes | 13 henamaso, 14 manoseha |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |