|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fibata
Fototeny  2 bata
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mibata na manainga zava-mavesatra amin' ny tanan-droa. [1.1]

Teny iditra (2/2)5  FIBATA
Sokajin-teny  6  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  7 Sigle de Fitateram-Bahoakan' Antananarivo, Transport en Commun de Tananarive. [1.5]
Voambolana  8  Fikambanana

Fivaditsoratra  9 FIBATA, fibata, 10 fitaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/06