|
|
|
|

Teny iditra1  FFM
Sokajin-teny  2  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy. [3.1]
Ohatra  4  Tsy mbola nivoaka amin’ny fomba ôfisialy ny lisitr’ireo mpikambana ao amin’ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (ffm) na dia efa nahavita ny asany aza ny Fiarahamonim-pirenena nanankinana ny fananganana azy io. [4.43]
Voambolana  5  Fikambanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12