|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  boriziny
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 antsy lava lela fa fohy zarana. [Betsimisaraka] [1.78]
Voambolana  4  Fitaovam-piasana

Teny iditra (2/2)5  Boriziny
Sokajin-teny  6  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  7 nom français: Port Bergé. [3.1]
Fangi-bolantany  -15.55+47.6666667
Voambolana  8  Haitoetany: tanàna
Tovy hevitra  9 belalitra, belalitra, belalitra

Fivaditsoratra  10 Boriziny, boriziny

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10