|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Bezanozano |
| Singan-teny | 2 be, 3 zanozano |
| Sokajin-teny | 4 anaram-poko |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Foko kely dia kely, mitoetra amin' ny tany lemaka manodidina an' i Mangoro, voafaritry ny tanin' i Sihanaka, avaratra; ny Betsimisaraka, atsinanana; ary ny Merina, andrefana. Tanàn-dehibebe: Moramanga, Beparasy, Anjiro.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 The name of a tribe on the eastern boundary of Imerina..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 nom d'une population du centre nord-est de Madagascar (villes principales: Moramanga, Anjiro).
[1.5] |
| Voambolana | 8 Tantara: firenena |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
10 Tenim-pirenenana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|