|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  be somotra
Singan-teny  2 be, 3 somotra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5 A longue barbe. Les pièces de cinq francs à l' effigie d' un roi barbu, par exemple Louis-Philippe de France avec barbe.. [2.415#6620]

Teny iditra (2/2)6  Besomotra
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  8  Fohafoha ny alanana! tamy ny Ranakandriana, tamy ny besomotra, tamy ny Bevolombava tompo ny sikidy: avia manoloana [2.48]
Voambolana  9  Finoana
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny sampy taloha

Fivaditsoratra  11 be somotra, Besomotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10