|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  be minono
Singan-teny  2 be, 3 minono
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [beminono] 5 zaza 18 taona no miakatra. [Taimoro] [1.78]
[beminono] 6 Tovolahy tsaraina momba ny fandoavan-ketra. [Tsimihety] [1.1]
7 ilazana ny zaza efa lehibe nefa tsy sarahina, ary anambarana koa ny olona miankindava amin' ny hafa, tsy mahavelon-tena raha tsy ampiana. [1.1]
Ohatra  8  Tokony ho fantatra koa fa ny tovolahy sihanaka efa mato-tsaina ka vonona ny haka vady dia lehilahy efa mahaleo tena: manana tanimbary sy omby misimisy ihany, fa tsy mba lehilahy mbola "beminono" (miankina amin' ny ray aman-dreny) [2.436#]
Mpanahaka  9  mpinonolehibe

Teny iditra (2/2)10  Beminono
Singan-teny  11 be, 12 minono
Sokajin-teny  13  anaram-poko
Ohatra  14  Nisy faritra efatra tao amin' ny menabe, dia ny Ombalahifotsy, ny beminono, ny Masonkarena ary ny Dimanjehy. [2.508]
Voambolana  15  Haitoetany: firenena, foko

Fivaditsoratra  16 Beminono, be minono

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10