| Entrée (1/2) | 1 baria |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 ombidia, ombimanga. Amin'ny Antakarana any Vohémar kosa, ny baria, na varia, dia vala, fahitra, ary ny omby ompiana ao am-bala na fahitra dia atao hoe "omby am-baria". Dia misy fitenenana hoe "Omby am-baria: sady lalao no harena" [1.10] |
| Exemples |
4 Mitroatra ihany ny baria (omby) fa rehefa voakendan' ny mpitolona, mirehoka.
[2.587#]
|
| Tous les mots composés | 5 tsara baria |
| Vocabulaire | 6 Zoologie: mammifères |
| Entrée (2/2) | 7 baria |
| Partie du discours | 8 nom |
| Explications en malgache |
9 mpiasa amin'ny botry na sambo; matilò mpikarama manao asa vaventy mpiasa madinika ao an-trano [1.10] |
| Explications en français |
10 matelot [Tankarana]
[1.19] |
| Vocabulaire | 11 Navigation |
| Synonymes | 12 baharia |
| Anagrammes | 13 araby, 14 baray, 15 baria |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|