|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/8) | 1 ba |
| Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 mba.
[Taisaka]
[1.78] 4 mba: Ñ'kamo mihinañ'akida ka ba maniry 'hodiny à? (ilay kamo homan'akondro ka mba mitsiry va re ny hodiny e?). [Tanala] [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 marque l'interrogation.
[Taisaka]
[1.82] |
| Teny iditra (2/8) | 6 ba |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Fery, vay.
[Tanosy]
[1.78] |
| Voambolana | 9 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 10 bay |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/8) | 12 ba |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Ny fingadonan' ny andalan-tononkalo, izay avy amin' ny toeran' ny tsindrimpeo amin' ny andalana tsirairay avy: Misy karazany roa ny ba, dia ny ba mingadona (ohatra Làpa) ary ny ba mitsaika (ohatra Tàratra).
15 Fomba fandrefesana ny feo amin' ny mozika: Ba efatra izany mozika izany. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 bar in music [Eng. Bar.].
[1.2] 17 a measure in music; time in music. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 mesure en musique.
[1.8] |
| Ohatra |
19 Betsaka ny tanora mankafy ny Kalon'ny Fahiny: te hahafantatra sy hifehy ny ba Gasy
[4.12]
|
| Voambolana | 20 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
| Kamban-teny rehetra | 21 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 23 Soratra misy io teny io |
| Teny iditra (4/8) | 24 ba |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
26 [frantsay bas] Karazan-tenondamba vita tanana na mima atao amin' ny kofehy volonondry izay ampifampidipidirina manara-dalàna amin' ny vin-korise na vim-ba: Manana akanjo ba mangamanga i Koto kely / Mahay manao ba ny vadin-dRabe.
27 Fonon-tongotra rehefa atao anaty kiraro. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
28 stockings, socks. [Fr. Bas].
[1.2] 29 knitting. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
30 [français bas] tricot.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 34 Toe-karena: zaitra |
| Kamban-teny rehetra | 35 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Teny iditra (5/8) | 36 ba |
| Sokajin-teny | 37 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
38 Karazan' oviala misy vodiny boribory sahala amin' ny tavolo.
[Sakalava]
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
39 a shrub.
[Sakalava]
[1.2] |
| Voambolana | 40 Haizavamaniry: hazo |
| Teny iditra (6/8) | 41 ba |
| Sokajin-teny | 42 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
43 [frantsay banc] Hazo fisaka lavalava misy tongony, natao hipetrahana.
44 Dabilio. [1.1] |
| Teny iditra (7/8) | 45 ba~ |
| Sokajin-teny | 46 tovona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
47 a prefix joined to many roots, a balelaka [primary root lelaka].
[1.2] |
| Teny iditra (8/8) | 48 Ba
![]() |
| Sokajin-teny | 49 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
50 Singa mivaingana, faha-56 amin'ny fisokajiana miherina..
[3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
51 Barium..
[3.1] |
| Voambolana | 52 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
53 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|