|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anentana |
| Fototeny | 2 entana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fehezan-javatra antonona hoentin' ny olona iray indray mandeha: Tsy zakako io anentan-kitay io.
[1.1] [añentana] 5 entana. [Bezanozano] [1.78] |
| Kamban-teny rehetra | 6 anentan-kitay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|