|
|
|
|

Teny iditra1  Astrotrichilia    
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Astrotrichilia asterotricha  4 tsiandranoky, 5 valimahamay, 6 valomahamay
Astrotrichilia elliotii  7 hetatra, 8 sary
Astrotrichilia parvifolia  9 tavia
Astrotrichilia pouponii  10 hompy
Astrotrichilia rakodomena  11 rakodomena
Astrotrichilia sp.  12 andranoka, 13 sompatra
Astrotrichilia thouvenotii  14 elaborona, 15 hetakoka, 16 ramaindafy, 17 ramandafy
Astrotrichilia valiandra  18 valiandro, 19 vatoa
Astrotrichilia voamatata  20 voamahatata, 21 voamatata

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/28