|
|
|
|

Teny iditra1  Antemoro
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  3 jereo Taimoro. [0]
Ohatra  4  Hita fa tsy anganoangano ny Zafitsimanito: tsy inona fa ny tranainy teto, ary lavina fa tsy antemoro ireo. [2.245#]
5  Efa hitantsika ny momba ireo antemoro anarivony nandevozinà tany Bara taorian' ny naharesy azy tao Marosily. [2.508#]
Voambolana  6  Tantara: firenena

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07