|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 andranobe |
| Singan-teny | 2 rano, 3 be |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 (ao an-trano be): Ny vehivavy lehibe indrindra ao amin' ny fianakaviana; ramatoabe; matetika koa anefa atao hoe andranobe ny vadin' ny lehilahy lehibe mpanankarena na maro ankohonana.
[1.1] |
| Ohatra |
6 dia ny andranobe tongava iketaka, ary ny anakandriana dia tongava ikotokely
[2.48]
|
| Voambolana | 7 Fifandraisana: fianakaviana |
| Teny iditra (2/4) | 8 Andranobe |
| Singan-teny | 9 rano, 10 be |
| Sokajin-teny | 11 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fangi-bolantany | -14.5166667+48.2333333|-17.3666667+45.4666667|-17.45+48.3833333|-17.6166667+45.25|-18.7666667+44.6666667|-19.3666667+44.9166667|-20.9+44.7166667|-24.4+46.3666667 |
| Voambolana | 12 Haitoetany: tanàna |
| Teny iditra (3/4) | 13 Andranobe |
| Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 petite rivière de Nosy Be qui se jette dans la baie d'Ambatozavavy.
[1.11] |
| Voambolana | 16 Haitoetany: renirano, farihy |
| Teny iditra (4/4) | 17 Andranobe |
| Sokajin-teny | 18 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 tributary of the right bank of the Ikopa.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 affluent de la rive droite de l'Ikopa.
[3.1] |
| Voambolana | 21 Haitoetany: renirano, farihy |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 22 Andranobe, andranobe |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|