|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ananas    
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 mananasy. [1.66.mg#30]
Ohatra  4  Fandrana dia teny Tanala milaza ny mananasy koa (Français ananas) ka na iza na iza no nangalana ny anaran-dRafandrana dia milaza ny hamamian-koditra amin' ny vahoaka. [1.436#]
Voambolana  5  Haizavamaniry

Teny iditra (2/2)6  ananas    
Sokajin-teny  7  anarana
Voambolana  8  Haizavamaniry: karazana ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Ananas comosus  9 fandra, 10 mananasy, 11 satra
Bromelia ananas  12 voafandrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12