|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  akany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tranom-borona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the nest or roosting place of wild birds.. [1.2]
5 a nest. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 nid. [1.8]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Voambolana  8  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  9 vahinakany
Lahatsoratra  10 Randzavola: akany ao amin' ny Baiboly
Sary 

Teny iditra (2/4)11  akany
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 trano na tanàna nahaterahana na nonenana fony fahazaza: Hontsa daholo izahay nandao ilay akany nahabe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 a youth center.. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 foyer (pour les jeunes).. [1.8]

Teny iditra (3/4)16  akañy
Sokajin-teny  17  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  18 any aminy, manambara toerana misy ny zavatra anontaniana ka tsy eo fa any amin'ilay toerana nialan'ilay mpanontany. [Betsimisaraka] [1.78]
19 any. [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (4/4)20  akany
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 ady, fifandirana. [Bara] [1.78]
[akañy] 23 Fifandirana. [Taisaka] [1.78]
24 Fifandirana. [Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [akañy] 25 argumentation, discussion. [Taisaka] [1.82]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Tovy hevitra  27 ankany

Fivaditsoratra  28 aanky, 29 akañy, akany, 30 anaky, 31 anika, 32 ankay, Ankay, 33 inaka, 34 kaina, Kaina, 35 kiana, 36 niaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10